Slt misy tiko hanampina an'ilay kozy teny ambony fa maninona anefa ny membre ato ra mba miorganiser sorti na bal ohatra farafaratsiny fa to otran' ny resaka be fotsiny no bobakato @zay mantsy mba mifankahita ...
↧